|
|
|
|

Teny iditra1  tsy hita zambazamba
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy hita isa, tsy hita pesipesenina
tsy azo oharina, tsy manam-paharoa
Ohatra  4  [2.69] nefa lavitra tsy hita zambazamba akory ny firazanany.
Singan-teny  5  tsy hita, zambazamba
Tovy hevitra  6  tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10